|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba tsy nanao takalo kely
Singan-teny  2 arahaba, 3 tsy, 4 manao, 5 takalo, 6 kely
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy vehivavy afa-jaza. [1.1]
Voambolana  9  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12